4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny eo ankaikinao - NY ANTEMA

Ny eo ankaikinao

No mba faniriko

Iankina antratranao jesoa no tena fifaliako



Raha lavitra anao izany tenako toa tsy misy hafanana

Ny tsiky atolotrao feno fitiavana dia tena mahatamana



Ny eo ankaikinao...



Ny ady sarotra izay atrehinay

Toa tsy zakan'ny saina

Raha eo anilanao ny sento sy taraina

Dia mody fifaliana.



Ny eo ankaikinao...

Partager ny eo ankaikinao

Commenter ny eo ankaikinao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NY ANTEMA